ASSEMBLÉE GENERALE
Fihaonana voalohan’ny Ben’ny Tanànan’ Antananarivo Renivotra,Harilala RAMANANTSOA amin’ireo mpiasa ny 12-Février 2025 ao amin’ny Kianja Mitafo Mahamasina.
SACUA 10 TAONA
Niara nankalaza ny fanokafana ny fankalazana ny faha10 taona nijoroan’ny Syndicat Autonome de la commune Urbaine d’ Antananarivo na ny SACUA ireo olona manakaja eto amin’ny tanàna.
Hankalaza ny faha-10 taonany ny SACUA
Hankalaza ny faha-10 taona nisiany ny Syndicat autonome eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, SACUA, raha ny fanambarana nataon’izy ireo tamin’ ny mpanao gazety tetsy amin’ ny Lapan’ny Tanàna Analakely, omaly. Hatomboka amin’ ny faha-14...




